✅️ Nitsidika sy nitondra fanampiana ho an’ireo zaza kamboty tezain’ny Polisimpirenena ao amin’ny Akany Ambatolampy ramatoa Olga RAJOELINA sy ireo mpiara-dia aminy androany asabotsy 28 septambra 2024.
✅️ Natao izao hetsika izao hoy Ramatoa Olga RAJOELINA mba ho fitsinjovana ireto ankizy ireto. Mitondra am-bavaka ireto ankizy ireto ny tenany mba ho tafitasoa.
Fitaovana ilaina amin’ny andavanandro sy sakafo toy ny vary, menaka, savony, solosaina ary fitaovam-pianarana moa no natolotr’izy ireo ny akany.

AKANY AMBATOLAMPY : ZAZA KAMBOTY MIISA 56 NAHAZO FANOMEZANA AVY AMIN’NY RENIN’NY FILOHAM-PIRENENA, RAMATOA OLGA RAJOELINA

Vous pourrez aussi aimer