DRFC:NATOMBOKA OMALY NY FIOFANANA HO AN’IREO POLISY MISEHATRA AMIN’NY FIKAROHANA FANDIKAN-DALÀNA MBA HISOROHANA NY FAMPIJALIANA OLONA SY NY FANARARAOTAM-PAHEFANA MANDRITRA NY FANADIHADIANA

✅️ Nosokafana omaly 28 oktobra 2024 tetsy amin’ny Fitaleavana misahana ny fikarohana sy fiofanana mitohy etsy Antanimora ny fampiofanana mahakasika ny ady amin’ny fampijaliana olona. ✅️ Tafiditra amin’ny fanohizana ny tetik’asa nosoniavin’ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka sy ny APT na Association pour

NITSIDIKA NY LABORATOARAM-PIKAROHANA SIANTIFIKA ELETRONIKA TENY AMIN’NY ENSP IVATO NY MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA

✅️ Nitsidika ny laboratoaram-pikarohana siantifika elektronika tao amin’ny ENSP Ivato ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala, sy ireo mpiara-miasa aminy omaly 26 oktobra 2024. ✅️ Nanadihady ny hampiasana ireo fitaovana vao azo ary nanafatra ny

ONUDC: NANOLOTRA SOLOSAINA HO AN’NY POLISIMPIRENENA MALAGASY HIADIANA AMIN’NY FAMARINAN’OLONA SY NY FANARARAOTANA ARA-NOFO MIANJADY AMIN’NY ZAZA

✅️ Nanolotra fitaovana toy ny solosaina ho an’ny Polisimpirenena malagasy ny ONUDC na ny sampandraharaha ao amin’ny firenena mikambana miady amin’ny zava-mahadomelina sy ny fandikan-dalàna androany 24 oktobra 2024 tetsy Anosy. ✅️ Fitaovana ho an’ireo sampandraharaha misehatra amin’ny ady amin’ny

FAMETRAHANA FITAOVANA AO AMIN’NY LABORATOARAM-PIKAROHANA SIANTIFIKA ELEKTRONIKA AO AMIN’NY ENSP IVATO: DINGANA VAOVAO HO AN’NY FIARAHA-MIASA SINOA-MALAGASY

✅️ Notoloran’ny Governemanta sinoa fitaovana ny Polisimpirenena malagasy izay ao amin’ny Sekolim-pirenena Ambony ho an’ny Polisy Ivato no nametrahana azy. Koa androany 20 oktobra 2024 dia nitsidika ny Sekoly izy ireo nijery ny hampiasana ireo fitaovana ireo. ✅️ Nisy ny

MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA TENY AMIN’NY BORIBORIN-TANY FAHADIMY: HOHATSARAINA HATRANY NY FIFANDRAISANA AMIN’NY VAHOAKA

✅️ Ho fanatanterahana hatrany ny politikam-panjakana ankehitriny dia manohy ny ezaka amin’ny fanantonana ny vahoaka ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka. Io maraina io dia nidina ifotony teny Manjakaray ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala sy ireo mpiara-miasa

ANDRO MANERAN-TANY HOAN’NY TOERAM-PONENANA: NIARA NANKALAZA IZANY TANY ARIVONIMAMO IREO MINISITERA MARO

✅ Laharam-pahamehan’ny Fitondram-panjakana ny fanorenana tanàna vaovao izay mihataka ireo tanan-dehibe ka nanombohana izany ny tany Fieferamanga Arivonimamo. ✅️ Nidina tany Fieferamanga ireo tompon’andraikitra ambony avy amin’ny Minisitera maro ho fanombohana ny tetikasa « Ankohonana miarina ». Trano fonenana mendrika miisa 83

TSY MAINTSY MANJAKA ETO MADAGASIKARA NY FANDRIAMPAHAMEMANA

𝑳𝒂𝒑𝒂𝒏’𝒊 𝑴𝒂𝒉𝒂𝒛𝒐𝒂𝒓𝒊𝒗[𝒁𝒐𝒎𝒂, 𝒇𝒂𝒉𝒂-4 𝒐𝒌𝒕𝒐𝒃𝒓𝒂 2024] ✅Manamafy ny fametrahana ireo paikady mahomby hanatratrarana ny tanjona kendren’ny Politika ankapoben’ny Fanjakana, sy hivoizana ny kolontsain’ny fandriampahalemana eto Madagasikara ny Vondron-kery telo lehibe misahana izany, dia ny Tafika Malagasy, ny Polisimpirenena ary ny Zandarmariam-pirenena.

ADY AMIN’NY TSY FANDRIAMPAHALEMANA: NIHAINO MIVANTANA IREO VAHOAKA AVY AO AMIN’NY BORIBORINTANY FAHA IV NY MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA

✅️ Tontosa androany 03 oktobra 2024 tetsy amin’ny Espace Anjara fitiavana Anosizato ny atrik’asa hamahana ny olan’ny vahoaka mahakasika ny resaka tsy fandriampahalemana ao amin’ny Boriborintany faha IV. ✅️ Fifanakalozan-kevitra sy fizahana vahaolana niarahan’ny Polisimpirenena tamin’ireo mpisehatra toy ny Solombavambahoaka