FANKALAZANA NY FAHA 63 TAONAN’NY POLISIMPIRENENA: HAZAKAZAKA SY FIHAONANA ARA-PANATANJAHANTENA NO NAMARANANA NY HETSIKA HO AN’NY ETO AN-DRENIVOHITRA

✅️ Nofaranana androany maraina teo ny fankalazana ny faha 63 taonan’ny Polisimpirenena. Ho an’ny teto an-drenivohitra dia hazakazaka manodidina ny ranon’Anosy sy lalao ara-panatanjahantena tao amin’ny kianja annexe Barea no nanamarihana izany. ✅️ Polisy maro avy amin’ny sampandraharaha samihafa sy