ADY AMIN’NY TSY FANDRIAMPAHALEMANA: NIHAINO MIVANTANA IREO VAHOAKA AVY AO AMIN’NY BORIBORINTANY FAHA IV NY MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA

✅️ Tontosa androany 03 oktobra 2024 tetsy amin’ny Espace Anjara fitiavana Anosizato ny atrik’asa hamahana ny olan’ny vahoaka mahakasika ny resaka tsy fandriampahalemana ao amin’ny Boriborintany faha IV. ✅️ Fifanakalozan-kevitra sy fizahana vahaolana niarahan’ny Polisimpirenena tamin’ireo mpisehatra toy ny Solombavambahoaka