👮‍♂️ Nivoaka io maraina io ny fifaninanana hidirana ho Polisy. Ny lisitra dia azonao jerena eny amin’ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka Anosy sy eny anivon’ny Kaomisaria eto an-drenivohitra.
✅️ Ny any amin’ny faritra kosa dia azonao jerena eny amin’ny biraon’ny Fitaleavam-paritry ny Filaminam-bahoaka.
đź—“ Hoampitaina eto amin’ny pejy ihany ny fandaharam-potoana mahakasika ny fidiran’ireo mpianatra an-tsekoly sy ny zavatra mety ho ilaina amin’izany.
đź‘ŤNy Polisimpirenena dia miarahaba an’ireo rehetra izay afaka soamantsara tamin’iny fifaninana iny.

 

FIFANINANANA HIDIRANA HO POLISY : NIVALY IO MARAINA IO

Vous pourrez aussi aimer