ANDRO MANERAN-TANY HOAN’NY TOERAM-PONENANA: NIARA NANKALAZA IZANY TANY ARIVONIMAMO IREO MINISITERA MARO

✅ Laharam-pahamehan’ny Fitondram-panjakana ny fanorenana tanàna vaovao izay mihataka ireo tanan-dehibe ka nanombohana izany ny tany Fieferamanga Arivonimamo. ✅️ Nidina tany Fieferamanga ireo tompon’andraikitra ambony avy amin’ny Minisitera maro ho fanombohana ny tetikasa « Ankohonana miarina ». Trano fonenana mendrika miisa 83