✅️ Maty voatifitry ny Polisy ao Ikongo ity jiolahy ity rehefa voasambotra ka nikasa hamaly ireo Polisy nitondra azy ny 26 oktobra 2024 teo tao amin’ny Kaominina Ambolomadinika, Distrikan’Ikongo.
✅️ Ny sabotsy 26 oktobra 2024, tokony ho tamin’ny 06 ora hariva dia noentin ‘ny Polisy miasa ao amin’ny Kaomisarian’ Ikongo ity jiolahy voalaza ity fa hanoro ny namany. Araka ny nambarany dia miafina ao amin’ny Kaominina Ambolomadinika io namany io. Rehefa tonga tao
Tsaratanteraka, Distrikan’ Ikongo dia
nanohitra ireo Polisy ity farany sady nikasa ny haka ny fitaovam – piadiana teny antanan ‘izy ireo ka nandritra izany no nahavoatifitra azy.

DRSP FITOVINAGNY/ CSP IKONGO:JIOLAHY RAINDAHINY NIKASA HAMALY NY POLISY NITONDRA AZY NO LAVON’NY POLISY TAO IKONGO

Vous pourrez aussi aimer