✅️ Manoloana ny olan’ny fahatapahan-jiro eto andrenivohitra izay miteraka fanakorontanana ataon’ireo olona sasany dia mijoro mandray andraikitra feno ny Hery Fiarovana sy ny Filaminana ho fisorohana ny fanakorontanana sy hisian’ny filaminana eto an-drenivohitra . ✅️ Nidina ifotony nijery ny fomba
DRFC – FORMATION « GESTION DE SCENE DE CRIME »: NANOMBOKA OMALY ARY HAHARITRA DIMY ANDRO IZANY HO AN’IREO POLISY SY ZANDARY MIISA 20
✅️ Nanomboka ny 04 novambra 2024 ka haharitra 5 andro ny fampiofanana momba ny « Gestion de scène de crime» etsy amin’ny Kaomisaria Foibe Tsaralalàna izay karakarain’ny Fitaleavan’ny Fikarohana sy ny fampiofanana mitohy eto anivon’ny Polisimpirenena. ✅️ Polisy sy Zandary
DRSP ALAOTRA MANGORO/ KAOMISARIA AMPARAFARAVOLA:NAMPIDIRINA AM-PONJA IREO 09 LAHY NANOLANA ZAZAVAVY 15 TAONA TAO AMPARAFARAVOLA
✅️ Voasambotry ny Polisy ao Amparafaravola ny 21 sy 22 oktobra 2024 teo izy sivy mirahalahy ireto rehefa avy nanolana zazavavy vao 15 taona. ✅️ Raha tsiahivina dia zazavavy iray 15 taona no lasibatry ny fanolanana izay nataon’izy sivy lahy