✅Nanome voninahitra sy nahatsiaro ireo maherifo tamin’ny Ady Lehibe i Madagasikara, nandritra ity fankalazana ny fifanarahana fandriampahalemana tamin’ny 11 Novambra ity. Ho fanomezam-boninahitra izany dia tonga teny amin’ny tsangambato Anosy ireo Minisitra eo anivon’ny hery fiarovana sy filaminana dia ny
DRFC-POLISIMPIRENENA: FAMARANANA FAMPIOFANANA KARAZANY TELO (03) NO INDRAY NOTANTERAHINA NY ZOMA LASA TEO.
👮Fiofanana telo no indray nifarana ny zoma 08 Novambra 2024 teo teto an-drenivohitra teto anivon’ny Polisimpirenena. Tao amin’ny Kaomisaria Foiben’Antananarivo Tsaralalàna sy teny amin’ny Fitaleavan’ny Fikarohana sy fiofanana mitohy (DRFC)eny Antanimora. 👮Fiofanana voalohany mahakasika ny « Gestions des scènes de crimes »
DRSP ANALAMANGA_CSP 5 MAHAMASINA: ROALAHY MPANGALATRA SOLIKA NO VOASAMBOTRA TAO ANOSIZATO ATSINANANA
,👉Lehilahy 52 taona, mpamily sy lehilahy 24 taona mpanampy azy no tratra am-body omby teo am-pangalarana solika anatin’ny fiara izay hiasan’izy ireo ihany, niaraka tamin’ny bidon miisa 6 sy ny fantsona fitrohana solika, ny alarobia maraina faha 6 novambra 2024