DRSP ANALAMANGA CSP 5 MAHAMASINA

👮Saron ‘ny Polisy miasa ao amin’ny CSP5 Mahamasina tao amin’ny Fokontany Ouest Mananjara, ny Zoma 15 Novambra 2024, ny lehilahy miisa 03 nikonokonona hanao asa ratsy izay niteraka horohoro eny amin’iny faritra iny. 👉Fantatra fa misy olona midoroka zava -mahadomelina

FAMOAHANA NY MPIANATRA HO ZANDARY ANDIANY FAHA-78 TAO AMBOSITRA

Notanterahina anio 15 novambra 2024 ny famoahana ireo mpianatra ho zandary 1196 Andiany faha-78 tao amin’ny Sekolin’ny Zandarmariam-pirenena Ambositra EGNA. Izany lanonana izany moa dia notarihin’ny Jeneraly RAKOTONDRAZAKA Andriatsarafara Andriamitovy, Minisitra Delegea misahana ny Zandarmaria, ary natrehin’ny Jeneraly Komandin’ny Zandarmariam-pirenena.