đź‘®Voasambotry ny Polisy miasa ao amin’ny Kaomisaria MAHANORO tao amin’ny Fokontany MIAKARA, Kaominina MAHANORO ny lehilahy roa 25 sy 35 taona ny 15 novambra teo, tokony ho tamin’ny 06 ora sy sasany maraina noho ny resaka halatra miharo vaky trano.
MINISTERE DE LA SECURITE PUBLIQUE