✏️Ny talata 19 novambra 2024, Polisy mpiana-draharaha eo anivon’ny Fitaleavan’ny Hery Vonjy Taitra, izay miasa eny amin’ny Poste de Police Akamasoa no nanolotra sary “Portrait” n’i Mompera Pedro.
🎊Naneho ny hafaliany sy fankasitrahany an’izao fanomezana izao izy ary maniry ny hitohizan’ny fiaraha-monina mirindra tsara miaraka amin’ireo Polisy misahana ny andraikitra eny izy.
👮Ny Polisimpirenena moa dia manohy hatrany ny ezaka fanatsarana ny fifandraisana amin’ny fiaraha-monina.
DFIP_PPA AKAMASOA:POLISY MANAN-TALENTA AMIN’NY FANAOVANA SARY