DPE/STUP

đź‘®Olona miisa 5 no voasambotry ny Polisin’ny STUP ny 26 novambre 2024. Ny iray teny Andoharanofotsy ary ny 4 teny amin’ny Fasan’ny karana. 👉Naharay loharanom-baovao marim-pototra ny Polisy miasa ao amin’ny STUP Anosy fa misy olona mivarotra sy mifoka rongony