✅️ Nanomboka ny 04 novambra 2024 ka haharitra 5 andro ny fampiofanana momba ny « Gestion de scène de crime» etsy amin’ny Kaomisaria Foibe Tsaralalàna izay karakarain’ny Fitaleavan’ny Fikarohana sy ny fampiofanana mitohy eto anivon’ny Polisimpirenena. ✅️ Polisy sy Zandary
DRSP ALAOTRA MANGORO/ KAOMISARIA AMPARAFARAVOLA:NAMPIDIRINA AM-PONJA IREO 09 LAHY NANOLANA ZAZAVAVY 15 TAONA TAO AMPARAFARAVOLA
✅️ Voasambotry ny Polisy ao Amparafaravola ny 21 sy 22 oktobra 2024 teo izy sivy mirahalahy ireto rehefa avy nanolana zazavavy vao 15 taona. ✅️ Raha tsiahivina dia zazavavy iray 15 taona no lasibatry ny fanolanana izay nataon’izy sivy lahy
FANKALAZANA NY ANDRO MANERAN-TANY HO AN’NY TANAN-DEHIBE: NAPETRAKA ANDROANY NY VATO FOTOTRY NY KAOMISARIA VAOVAO ANY IMERINTSIATOSIKA
✅️ Tafapetraka omaly alakamisy 31 oktobra 2024 ny vato fototry ny Kaomisaria vaovao ao Ambohitrantenaina, Imerintsiatosika. Tafiditra amin’ny vinan’ny Filoham-pirenena mahakasika ny fampandrosoana mifototra amin’ny fijerena lavitra sy ny fanatsarana hatrany ny fandriampahalemana ny fanorenana tanana vaovao izay hahitana ireo
DRSP ATSIMO ANDREFANA/ CSP SAKARAHA EFADAHY NAMAKY TRANO TAO SAKARAHA VOASAMBOTRY POLISY
✅️ Voasambotry ny Polisy izy efatra mirahalahy ireto ny 01 novambra teo tao Mahabo, Sakaraha rehefa namaky trano niaraka tamin’ny basy ny 19 oktobra 2024. ✅️ Tamin’io daty voalaza io dia jiolahy miisa 05 no nanafika tokantrano iray tao Antsenavao,
DRSP BOENY/ PPA AMBONDROMAMY:DAHALO MPANGALATR’OMBY IRAY VOASAMBOTRA NIARAKA TAMIN’NY OMBY MIISA ROA TAO AMBONDROMAMY
✅️ Nosamborin’ny Polisy miasa ao Ambondromamy ity dahalo ity rehefa nikasa hitondra antsokosoko ireo omby halatra miisa roa ny 02 novambra 2024 tokony tamin’ny 07 ora hariva. 👉 Nisy ny halatr’omby tao Ambato-Boeny ka very tamin’izany ny omby miisa 05.