FIZARANA LAHARANA FINDAY AHAFAHANA MIANTSO NY POLISY 👉Nanomboka androany 03 Desambra 2024, ka teny Analakely sy ny manodidina ny hetsika fizarana ireo laharana finday ahafahana miantso ny Polisy raha misy tranga tsy fandriampahalemana sy ireo karazana loza maro samihafa mety
MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA_FANAMBARANA
DRSP ANALAMANGA:CSP4 ISOTRY_LEHILAHY IRAY MPAMAKY TRANO VOASAMBOTRA
👮Voasambotry ny Polisy miasa ao amin‘ny CSP4 tetsy Anatihazo Isotry ny lehilahy iray 46 taona ny alin’ny 01 desambra 2024 tokony ho tamin’ny 03 ora maraina noho ny resaka halatra. 👉Manohy ny ezaka fampandriam-pahalemana ny faritra iadidiany hatrany ny Polisimpirenena.
DRSP ANALAMANGA:CSP2 AMBOHIJATOVO-CSP 5 MAHAMASIMA_LEHILAHY TELO MPANGALATRA MOTO VOASAMBOTRA
👮Tra-tehaky ny Polisy miasa ao amin‘ny CSP2 Ambohijatovo tetsy Ambohipo ny lehilahy roa noho ny resaka halatra moto. 👉Ny 01 Desambra 2024, tamin’ny 01 ora tolakandro dia nahazo vaovao ny Polisy mahakasika ny fahaverezana moto izay nitranga ny 28 Jolay
DFIP SCFIP:JIOLAHY IRAY MPANDROBA CASH POINT VOASAMBOTRA TENY MANJAKA ILAFY
👮Voasambotry ny Polisin‘ny USI teny Manjaka Ilafy ny lehilahy iray ny 30 novambra 2024 lasa teo noho ny resaka fanafihana « cash point ». 👉Raha tsiahivina, dia nisy « cash point » niharan’ny fanafihana mitam-piadiana teny Manjaka Ilafy ny 30 aogositra 2024 lasa teo,