FIZARANA LAHARANA FINDAY AHAFAHANA MIANTSO NY POLISY
👉Nanomboka androany 03 Desambra 2024, ka teny Analakely sy ny manodidina ny hetsika fizarana ireo laharana finday ahafahana miantso ny Polisy raha misy tranga tsy fandriampahalemana sy ireo karazana loza maro samihafa mety hiseho eny anivon’ny fiaraha-monina.
đź‘®Ny Polisy vavy miasa eo anivon’ny Brigade Feminine de ProximitĂ© na ( B.F.P ) no nanatanteraka izany.
✅Androany ny andro voalohana nanombohana izao fampahafanatarana izao ary mbola hitohy eny amin’ireo faritra maro eto an-drenivohitra.
DRSP ANALAMANGA/BFP ANTANANARIVO