👮Mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny Polisimpirenena amin’ny fanenjehana ireo mpifoka sy mpivarotra zava-mahadomelina. Lehilahy iray no tra-tehaka teo am-pivarotana rongony teny Ampasika ny 04 desambra 2024.
👉Nahitana fonosana miisa 102 teny aminy rehefa natao fisavana. Taorian’ny famotorana dia natolotra ny fitsarana ny raharaha ary nampidirina am-ponja vonjimaika eny Tsiafahy.
DIRECTION DE LA POLICE ÉCONOMIQUE:STUP