👉 Ity olona ity dia manan- draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena; koa hiangaviana izay mahafantatra azy mba hanatona ny Polisy akaiky azy na hanatona ny Polisy Ekonomika Anosy varavarana faha 120 na hiantso ireto laharana finday ireto :
📱034 11 799 77
📱034 05 507 23
✅️ Toy izao ny momba azy :
👉ANARANA : SOANANATA
👉FANAMPINY : Fanambinana Julien Dersen
👉TAONA : 35 taona.
👉DATY SY TOERANA NAHATERAHANA : 10 septembre 1989 tao Fianarantsoa
👉TOERANA NAHITANA AZY FARANY : Lot AV 68 Faliarivo II
Loharanombato
đź“Ł FAMPAHATSIAHIVANA :
👮‍♂️ Ny Polisimpirenena dia manome toky fa mijanona ho tsiambaratelo ny mombamomba ny mpanome vaovao.
FILAZANA FIKAROHANA_SOANANATA Fanambinana Julien Dersen