DRFC-POLISIMPIRENENA: FAMARANANA FAMPIOFANANA KARAZANY TELO (03) NO INDRAY NOTANTERAHINA NY ZOMA LASA TEO.

👮Fiofanana telo no indray nifarana ny zoma 08 Novambra 2024 teo teto an-drenivohitra teto anivon’ny Polisimpirenena. Tao amin’ny Kaomisaria Foiben’Antananarivo Tsaralalàna sy teny amin’ny Fitaleavan’ny Fikarohana sy fiofanana mitohy (DRFC)eny Antanimora. 👮Fiofanana voalohany mahakasika ny « Gestions des scènes de crimes »

DRSP ATSINANANA -VAMA FIP TOAMASINA

👉Manao ezaka amin’ny fitandroana ny fandriam-pahalemana ho famongorana ny asan-jiolahy mpanao asa ratsy ny Polisy ao amin’ny Fitaleavam-paritry ny filaminam-bahoaka Antsinanana. 👉Nahazo angom-baovao Polisin’ny FIP TOAMASINA ny atoandron’ny 08 novambra fa misy jiolahy mikononkonona hanao fanafihana mitam-piadiana, ka mpandraharaha iray

DRFC – FORMATION « GESTION DE SCENE DE CRIME »: NANOMBOKA OMALY ARY HAHARITRA DIMY ANDRO IZANY HO AN’IREO POLISY SY ZANDARY MIISA 20

✅️ Nanomboka ny 04 novambra 2024 ka haharitra 5 andro ny fampiofanana momba ny « Gestion de scène de crime» etsy amin’ny Kaomisaria Foibe Tsaralalàna izay karakarain’ny Fitaleavan’ny Fikarohana sy ny fampiofanana mitohy eto anivon’ny Polisimpirenena. ✅️ Polisy sy Zandary

FANKALAZANA NY ANDRO MANERAN-TANY HO AN’NY TANAN-DEHIBE: NAPETRAKA ANDROANY NY VATO FOTOTRY NY KAOMISARIA VAOVAO ANY IMERINTSIATOSIKA

✅️ Tafapetraka omaly alakamisy 31 oktobra 2024 ny vato fototry ny Kaomisaria vaovao ao Ambohitrantenaina, Imerintsiatosika. Tafiditra amin’ny vinan’ny Filoham-pirenena mahakasika ny fampandrosoana mifototra amin’ny fijerena lavitra sy ny fanatsarana hatrany ny fandriampahalemana ny fanorenana tanana vaovao izay hahitana ireo