✅️ Tanterahina ny alatsinainy 29 jolay sy talata 30 jolay 2024 etsy amin’ny Carlton Anosy ny atrikasa mahakasika ny ady amin’ny fanondranana antsokosoko ireo biby arovana eto Madagasikara . 👉 Ny INTERPOL izay notarihin’ny lehibeny , ny Commissaire Divisionnaire de
DRSP DIANA/ CC ANTSIRANANA NATAO TANY ANTSIRANANA NY DINIKA MANOKANA MOMBA NY ADY AMIN’NY FIONDRANANA ANTSOKOSOKO ANY MAYOTTE SY NY FANONDRANANA TSY ARA-DALANA NY DINGADINGANA
✅️ Namory ireo tomponandraikitra sy mpisehatra amin’ny fiarovana ny sisintany sy ny fitandroana ny filaminana ao Antsiranana ny Praiminisitra , NTSAY Christian ny 26 jolay 2024 teo . 👉 Nodinihina manokana ny momba ny trangana fiondranana antsokosoko atsy amin’ny nosy
FANATANJAHANTENA HO AMIN’NY FAMPANDROSOANA SY FANDRIAMPAHALEMANA: NANKALAZAINA ANDROANY TETSY AMIN’NY KIANJA BAREA
✅ Fanatanjahantena antoka iray ho an’ny fiarahamonina mirindra sy mandroso. Izany no fotokevitra nankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy filaminana io maraina io tetsy amin’ny kianja Barea Mahamasina. ✅️ Nandray anjara tamin’ny hetsika ny
FAMOAHANA NY KARA-PAMANTARANA HO AN’IREO TANTSAMBO MALAGASY: TONTOSA NY FIFANAOVAN-TSONIA TEO AMIN’NY POLISIMPIRENENA SY NY APMF
✅️ Ity fifanaovan-tsonia ity no mariky ny fiandohan’ny fiarahamiasa eo amin’ny roa tonta amin’ny famoahana ny kara-pamantarana ho an’ny tantsambo malagasy na ny » Pièce d’Identité des gens de Mer » na PIM. 👉 Tanjona napetraka hoy ny Minisitry ny Fitaterana
ANDRO AFRIKANINA HIADIANA AMIN’NY KOLIKOLY : NANDRAY ANJARA TAMIN’NY HETSIKA NY MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA
✅️ Antoka iray lehibe hiadiana amin’ny kolikoly ny fiarovana ireo mpisintona lakolosy. Izany no hevi-dehibe nivoitra nandritra ny fankalazana ny andro afrikanina hiadiana amin’ny kolikoly tetsy amin’ny Minisiteran’ny Raharaham-bahiny androany 11 jolay 2024. ✅️ Nandray anjara tamin’izany ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka
MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA: HIJERY AKAIKY NY HANATSARANA NY FITANDROANA NY FILAMINANA ENY AMIN’NY AKAMASOA ANDRALANITRA SY NY MANODIDINA
✅️ Hifanome tanana hatrany amin’ny fitandroana ny filaminana eny amin’ny Akamasoa ny Polisimpirenena. 🤝 Nivoitra io nandritra ny dinika nifanaovan’ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala sy i Père Pedro androany 07 jolay 2024. Nanamafy ny
FIARAHAMIASA EO AMIN’NY HERY FIAROVANA SY FILAMINANA : NANOLOTRA FITAOVAM-PIADIANA HO AN’NY POLISIMPIRENENA NY MINISITERAN’NY FOLOALINDAHY
✅️ Mampiseho hatrany ny firahalahiana eo amin’ny samy mpitandro filaminana ireo hery fiarovana sy filaminana . 🤝 Porofon’izany dia nanolotra fitaovam-piadiana ho an’ny Polisimpirenena malagasy tao amin’ny Toby RAZAFINDRAZAKA Berthin tetsy Antanimora ny Minisiteran’ny Foloalindahy ny marainan’ny alarobia 03 jolay
MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA: NANAO VALAN-DRESAKA MOMBAN’NY VOKATRA LEHIBE MIISA TELO SOSONA AZON’NY POLISIMPIRENENA
✅️ Teboka telo no nivohitra nandritra ny valan-dresaka nataon’i Minisitry ny Filaminam-bahoaka , ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala, io maraina io tetsy amin’ny Toby RAZAFINDRAZAKA Berthin . 👉 Ravan’ny Polisimpirenena tamin’ny alalan’ny fiarahamiasa nisy teo amin’ny Brigade Criminelle,
DRFC – DSIT- FANATSARANA NY ASAN’NY POLISIMPIRENENA : NAHAZO FIOFANANA MAHAKASIKA NY FIKIRAKIRANA TRANONKALA IREO POLISY
✅️Tsy mitsahatra manatsara ny fahaiza- manaon’ ny Polisy ny eto anivon’ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka. 👉 Fiofanana momba ny fikirakirana tranonkala indray no nomena ireo Polisy miisa 19 avy amin’ny DRFC, DENSP sy DENIAP ny talata 02 jolay 2024. 👮Tanjona ny hanetsehana
FETIN’NY FAHALEOVANTENA :POLISY MIARO SY MANAMPY NY VAHOAKA NASEHO TAO ANATIN’NY MATSO TENY AMIN’NY KIANJAN’NY BAREA.
✅️ Polisy miisa 607 no nanatontontosa ny matso mandeha an-tongotra tamin’ity taona ity raha 122 kosa no fitambaran’ny fiara sy moto nandray anjara ka nahitana ireo Sekoly mampiofana ho Polisy sy ireo sampan-draharaha manokana eto anivon’ny Polisimpirenena. 🚨🚓👮♀️ Niavaka ity
FETIN’NY FAHALEOVANTENA: NIARA- NIOMBOM-BAVAKA IREO HERY FIAROVANA SY FILAMINANA
✅️ Fotoam-pivavahana iraisam-pinoana indroa miantoana no nanohizan’ireo hery fiarovana sy filaminana ny hetsika fankalazana ny fetim-pirenena. 👉 Ny asabotsy 22 jona sy ny alahady 23 jona 2024 dia niara-niobom-bavaka ireo mpitandro filaminana ho fangataham-pitahiana hoan’ny firenena. Tetsy amin’ny Fiangonana Advantista
DRFC – NAHAZO FIOFANANA IREO MPIASA EO ANIVON’NY SAMPANDRAHARAHA MISAHANA NY PASIPAORO
✅️ Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny Alatsinainy 17 Jona 2024 ny fanomezana fiofanana momba ny fampiasana ny Rindrankajy na « Logiciel » ho an’ireo Polisy miasa amin’ny Sampandraharaha pasipaoro. 📋👍Mihatsara hatrany ny tolotra omen’ity Sampandraharaha ity satria nahazo izao fiofanana