MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA: HIJERY AKAIKY NY HANATSARANA NY FITANDROANA NY FILAMINANA ENY AMIN’NY AKAMASOA ANDRALANITRA SY NY MANODIDINA

✅️ Hifanome tanana hatrany amin’ny fitandroana ny filaminana eny amin’ny Akamasoa ny Polisimpirenena. 🤝 Nivoitra io nandritra ny dinika nifanaovan’ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala sy i Père Pedro androany 07 jolay 2024. Nanamafy ny

FIARAHAMIASA EO AMIN’NY HERY FIAROVANA SY FILAMINANA : NANOLOTRA FITAOVAM-PIADIANA HO AN’NY POLISIMPIRENENA NY MINISITERAN’NY FOLOALINDAHY

✅️ Mampiseho hatrany ny firahalahiana eo amin’ny samy mpitandro filaminana ireo hery fiarovana sy filaminana . 🤝 Porofon’izany dia nanolotra fitaovam-piadiana ho an’ny Polisimpirenena malagasy tao amin’ny Toby RAZAFINDRAZAKA Berthin tetsy Antanimora ny Minisiteran’ny Foloalindahy ny marainan’ny alarobia 03 jolay

MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA: NANAO VALAN-DRESAKA MOMBAN’NY VOKATRA LEHIBE MIISA TELO SOSONA AZON’NY POLISIMPIRENENA

✅️ Teboka telo no nivohitra nandritra ny valan-dresaka nataon’i Minisitry ny Filaminam-bahoaka , ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala, io maraina io tetsy amin’ny Toby RAZAFINDRAZAKA Berthin . 👉 Ravan’ny Polisimpirenena tamin’ny alalan’ny fiarahamiasa nisy teo amin’ny Brigade Criminelle,