✅️ Tontosa ny zoma 31 mey 2024 tetsy amin’ny toby RAZAFINDRAZAKA Berthin eny Antanimora ny fifamindram-pitantanana teo anivon’ny Sekretera Jeneralin’ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka, 👉 Araka izany dia ny Contrôleur Général de Police RANDRIAMBELO MANDIMBIN’NY Aina Mbolanoro no Sekretra Jeneralin’ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka
FANKALAZANA NY FETIN’NY FAHALEOVANTENA: HO HAMAFISINA NY FIARAHA-MIASA AMIN’IREO HAINO AMAN-JERY
✅️ Natao tetsy amin’ny Cercle Mess Soanierana ny marainan’ny zoma 31 mey 2024 ny atrikasa teo amin’ny Minisiteran’ny Foloalindahy , ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka, ny Minisitera Delegue misahana ny Zandarimaria sy ireo tompona orinasan-tserasera ary ireo mpanao gazety eto an-drenivohitra. 👉
MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA : NANENTANA IREO POLISY MBA HANATANTERAKA NY ASA AMIN’NY FOMBA MATIANINA MANDRITRA NY FIFIDIANANA
✅️ Nanome toromarika ireo Polisy tetsy amin’ny Kaomisaria Foibe Tsaralalàna izay hiandraikitra ny fitandroana ny filaminana mandritra ny fifidianana ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala ny alarobia 29 mey 2024 tamin’ny 05 ora sy sasany
FOTODRAFITRASA : NATOLOTRA NY BIRAO VAOVAON’NY FITALEAVAM-PARITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA MELAKY
✅️ Notanterahina androany talata 21Mey 2024 tao Maintirano ny fanolorana ny biraon’ny Fitaleavam-paritry ny Filaminam-bahoaka Melaky. 🤝 Nanolotra izany tany an-toerana ny Filoham-pirenena SEM Andry Nirina RAJOELINA. Nambarany fa ny fotodrafitrasa tahaka izao dia hanampy ny Polisimpirenena amin’ny fametrahana ny
NITOHY TAO VINANINKARENA SY ANTSIRABE NY FIDINANA IFOTONY NATAON’NY MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA
Tao amin’ny Kaominina Vinaninkarena Tsaratanana no nanohizan’ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala ny fitsidihana ny Faritra Vakinankaratra ny alakamisy 16 mey 2024. 👉 Amin’ny maha Minisitra mpiahy ny faritra Vakinankaratra azy dia nanotrona ny Filoham-pirenena
MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA: NIDINA IFOTONY TANY AMIN’NY FARITRA VAKINANKARATRA AMIN’NY MAHA MINISITRA MPIAHY AZY
✅️ Nitsidika ny faritra Vakinankaratra ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala ny alarobia 15 mey 2024. 👉 Nifanindry an-dalana tamin’ny fitsidihana nataon’ny Filoham-pirenena, SEM Andry Nirina Rajoelina, tao Vakinankaratra moa ity fitsidihana ity. 🤝 Nisy
PAF IVATO : NANOME TOROMARIKA HOAN’IREO POLISY MIASA AO AMIN’NY SERANAM-PIARAMANIDINA IVATO NY MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA
🔵🛬✈️ Nidina ifotony teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala , androany 11 mey 2024. 👮🏻♂️🚨 Tao aorian’ireo fitarainana hita teto amin’ny tambazotran-tserasera mahakasika ny trangana tsy fanarahan-dalàna dia nampahatsiahy an’ireo Polisy
MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA : HITOHY NY FIARAHA-MIASA AMIN’NY FIRENENA SINOA
✅️ Nitsidika ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala, tao amin’ny biraony ny Ambasadaoro Sinoa miasa eto Madagasikara SEM JI PING ny zoma 10 mey 2024. 👉 Niompana tamin’ny fanohizana ny fiaraha-miasa nisy teo amin’ny roa
FITALEAVANA NY KABINETRA ETO ANIVON’NY MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA : VITA NY FIFAMINDRAM-PITANTANANA
✅️ Notanterahina ny 08 mey 2024 tamin’ny 03 ora tolakandro teto Anosy ny fifamindram-pitantanana teo anivon’ny Fitaleavana ny Kabinetra ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka. 👮♂️Ny Commissaire Divisionnaire de Police RAZAKA ANDRIAMAHASOA araka izany no voatendry hisolo ny toeran’ny Contrôleur Général de Police
NANOMBOKA ANDROANY NY FIFANINANANA DINGANA VOALOHANY HANDRAISANA MPIANATRA HO POLISY HOAN’NY TAONA 2023-2024
✅️ Nisokatra androany asabotsy 04 mey ary hifarana ny alahady 05 mey 2024 izao ny fifaninana an-tsoratra handraisana mpianatra ho Polisy hoan’ny taona 2023-2024. 👉 Nitsidika ireo foibem-panadinana eto an-drenivohitra toy ny tao amin’ny CEG Ampefiloha, CEG Antanimbarinandriana, Lycée Jean
DFIP/DRFC : POLISY MIISA 80 NAHAVITA FIOFANANA MOMBAN’NY « TECHNIQUES D’INTERVENTION PROFESSIONNELLE »
Nofaranana tetsy Anosy ny talata ny 30 aprily, tamin’ny alalan’ny fampisehoam-pahaizana sy fizarana « brevet » , ny fiofanana hoan’ireo Polisy niofana momban’ny « Techniques d’intervention Professionnelle ». 👉👉 Nandritra ny 20 andro izy ireo no nanaraka izany fiofanana izany izay niompana tamin’ny fanatsarana
AKANY AMBATOLAMPY : NAVAOZINA NY FIARAHAMIASA MIARAKA AMIN’NY « ASSOCIATION BIENVENUE »
✅️ Notontosaina tetsy Anosy ny 29 aprily 2024 ny fifanaovan-tsonia ho fanohizana ny fiarahamiasa eo amin’ny « Mutuelle de Secours et Orphelinat de la Police Nationale Malagasy » sy ny « Association Bienvenue ». 🤝 Nanomboka ny taona 1998 no efa nisy ny fiarahamiasa