✅️ Mitohy hatrany ny fidinana ifotony ataon’ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala, ka tao Miarinarivo no nanatanteraka fitsidihana ny tenany ny alakamisy 25 aprily 2024. 👉 Fihaonana tamin’ireo mpisehatra amin’ny fitandroana ny filaminana sy ireo
MINISITERAN’NY NY FILAMINAM-BAHOAKA: TALE VAOVAO MIISA TELO NANDRAY FITANTANANA
Fifamindram-pitantanana telo sosona no tontosa teto anivon’ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka ny alarobia 24 aprily 2024 . 👉👉Nisy araka izany ny fifamindram-pitantanana teo amin’ny Tale nisahana vonjimaika ny Fitaleavana momban’ny angom-baovao na ny “Direction des Services de Renseignements”, ny Contrôleur Général de
Fivorian’ny OMC tao Amboasary Avaratra, Anjozorobe ary tao Amborontarakely, Ankazobe
Lapan’i Mahazoarivo – 21 aprily 2024 – Nohon’ny trangana fangalana olona an-keriny mitohy ataon’ireo jiolahy ato amin’ny distrikan’i Anjozorobe sy Ankazobe dia namory ny OMC taty Amboasary Avaratra sy Amborontarakely ny Praiministra, Lehiben’ny Governemanta Ntsay Christian niaraka tamin’ireo ministra tomponan’antoka
DRSP ATSINANA: NIHAONA TAMIN’IREO POLISY MIASA AO TOAMASINA NY MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA
✅️ Nihaona tamin’ireo polisy miasa ao Toamasina ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala sy ireo mpiara miasa akaiky aminy ny alarobia 17 aprily 2024. 👉👉 Fifanakalozan-kevitra ho fanatsarana ny fomba fiasa no tena voatoatin’ity fihaonana
AKANY AMBATOLAMPY: NITSIDIKA SY NANOLOTRA FANOMEZANA HO AN’IREO ZAZA NY MINISITRY NY MPONINA
✅️ Tonga nitsidika sy nanolotra fanomezana ho an’ ireo zaza beazina eo anivon’ny Akany » Orphelinat de la Police Nationale » ao Ambatolampy ny Minisitry ny Mponina sy ny Firaisankina, Ramatoa FOMENDRAZA Haingo Elisette ny Alatsinainy 15 Aprily 2024. 👉👉 Fampitaovana
MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA: FITALEAVANA ROA NAHAZO TALE VAOVAO
✅️ Fifamindram-pitantanana roa sosona no tontosa ny marainan’ny alarobia 03 aprily io tetsy amin’ny foibem-pitantanan’ny filaminam-bahoaka etsy Anosy. 🤝Teo ny fifamindram-pitantanana teo amin’ny Tale nisahana ny Fitaleavana momban’ny haitao ara-kajy mirindra sy ny fampitan-davitrra na DSIT , ny Contrôleur Général
FITANDROANA NY FILAMINANA MANAKAIKY VAHOAKA : NIDINA IFOTONY TENY ANIVON’NY FONKOTANY TETO AN-DRENIVOHITRA NY MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA SY NY MPIARA MIASA AMINY
✅️ Nidina ifotony teny anivon’ny FKT miisa telo teto an-drenivohitra ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala sy ireo mpiara miasa akaiky aminy ny alarobia 27 marsa 2024 teo. ✅️ Nihaona tamin’ny mponina sy ireo tomponandraikitra
FIKAONANDOHA MOMBAN’NY FANARAHAMASO NY FIVEZIVEZENA AN-DRANOMASINA SY NY FIAROVANA NY SERANAN-TSAMBO : MANDRAY ANJARA AMIN’IZANY NY MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA
✅️ Mandray anjara amin’ny fikaonandoha nasionaly momban’ny fanarahamaso ny fivezivezena an-dranomasina sy ny fiarovana ny seranan-tsambo izay atao etsy amin’ny Minisiteran’ny Raharaham-bahiny ny 14 sy 15 marsa 2024 ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka. 📋 Hodinihina mandritra ny fikaonandoha ny fanamafisana ny paikady
FANKALAZANA NY 8 MARTSA: NOTANTERAHANA NY 5 MARS NY FIARAHANA MIOMBOM-BAVAKA FANAON’NY FIVAMI-FIVAPOVA- FIVAZA
FANKALAZANA NY 8 MARTSA: NOTANTERAHANA NY 5 MARS NY FIARAHANA MIOMBOM-BAVAKA FANAON’NY FIVAMI-FIVAPOVA- FIVAZA ✅️ Toy ny mahazatra rehefa amin’ny fotoana fankalazana ny andro maneran-tany hoan’ny vehivavy dia nisy ny fiarahamiombom-bavaka niarahan’ireo vadin’ny mpitandro filaminana eto an-drenivohitra tetsy amin’ny « chapelle
NANAO FITSIDIHANA SY NANOME TOROMARIKA HANATSARANA NY FOMBA FIASA TENY AMIN’NY PAF IVATO NY MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA
✅️ Mitohy hatrany ny fitsidihana ireo sampan-draharaha eto anivon’ny Polisimpirenena izay ataon’i Ministry ny Filaminam-bahoaka ,ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala. ✅️ Izany dia tafiditra indrindra amin’ny fanatsarana ny tolotra sy ny asan’izy ireo amin’ny ankapobeny. Notsindrian’Atoa Minisitra manokana
FANOKAFANA NY TAOM-PAMBOLEN-KAZO: NANDRAY ANJARA MAVITRIKA NY POLISIMPIRENENA.
✅️ Tontosa ny Zoma 26 Janoary 2024 ny fanokafana ny taom-pambolen-kazo izay notanterahina teny amin’ny tanàna vaovao Tanamasoandro teny Imerintsiatosika. ✅️ Nanokatra izany teny an-toerana ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina sy Ramatoa vadiny, niaraka tamin’ireo mpikambana eo anivon’ny Governemanta, notarihin’Andriamatoa Praiminisitra,
MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA: TONTOSA NY FIFAMINDRAM-PITANTANANA
✅️ Notanterahina ny alatsinainy 15 janoary tetsy Anosy 🤝 ny fifamindram-pitantanana teo amin’ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka teo aloha, ny Inspecteur Général de Police RANDRIANARISON Fanomezantsoa sy ny Minisitra vaovao, ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala. 📝🖋 Tao aorian’ny fanaovan-tsonia