đź‘®Ny ContrĂ´leur GĂ©nĂ©ral de Police RAKOTOARIMANANA Herilala no voatendry ho Minisitry ny Filaminam-bahoaka vaovao, araka ny fanendrena nataon’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika ny Alahady 14 Janoary 2024. ✅️ Efa nisahana andraikitra ambony teto anivon’ny Polisimpirenena izy , izay nivoaka ho Commissaire de
TAOM-BAOVAO : NIRARY SOA IREO POLISY ETO AN-DRENIVOHITRA NY MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA
✅️ Nanatanteraka fitsidihana ireo sampan-draharaha maro eo anivon’ny Polisimpirenena ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Inspecteur GĂ©nĂ©ral de Police RANDRIANARISON Fanomezantsoa , sy ireo mpiara-miasa aminy akaiky ny talata 02 janoary. ✅️ Tao amin’ny FIP Antanimora no nanombohany ny fitsidihana. Fiarahabana