MINISTERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA_ANDIANY SANDRATRA:NAHAVITA NY FIANIANANA MAHA MPIKAROKA FANDIKAN-DALANA NY INSPECTEURS DE POLICE NIVOAKA TAMIN’NY ANDIANY SANDRATRA

➡️Tontosa ny alatsinainy 20 Janoary 2025 tao amin’ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany tetsy Anosy ny lanonam-pitsarana nanaovan’ireo Inspecteurs de Police avy amin’ny Andiany SANDRATRA ny fianianana maha OPJ na ny maha mpikaroka fandikan-dalàna azy ireo . ➡️Inspecteurs de Police miisa 220

MINISITERAN’NY FILAMINAMBAHOAKA:FIVORIAN’IREO TOMPON’ANDRAIKITRA AMBONY EO ANIVON’NY POLISIMPIRENENA

Natomboka ny 16 Janoary 2025 tao amin’ny Mining Business Center, Mamory Ivato, ny fivoriana lehibe natokana ho an’ireo tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny Polisimpirenena. Notarihin’ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala ny fotoana. Tonga nanome voninahitra sy

MINISTERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA

📆Amin’izao fiandohan’ny taona 2025 izao dia nanatontosa fidinana ifotony tany amin’ireo rafi-pitantanana sy Sampandraharaha misy eto Antananarivo ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala sy ireo tompon’andraikitra ambony mpiara-miasa aminy ny 02 sy ny 03 janoary

MSP

🚔🚔 Nanatanteraka fidinana ifotony teto an-drenivohitra ireo tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny Polisimpirenena ny alin’ny 31 Desambra 2024, izay notarihan-dRamatoa Sekretera Jeneralin’ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police RANDRIAMBELO Mandimbin’ Ny Aina sy Andriamatoa Tale Jeneraly, ny Contrôleur Général de