đ Ny 09 janoary 2025, olon-tsotra tsara sitra-po no nampahafantatra ny Polisy misahana ny zaza tsy ampy taona eny Tsaralalana fa misy zazavavy iharan ‘ny vono sy herisetra ka ny rainy ihany no nahavanon-doza ao Ampasamadinika. đźââïž Nandray andraikitra avy