Natomboka ny 16 Janoary 2025 tao amin’ny Mining Business Center, Mamory Ivato, ny fivoriana lehibe natokana ho an’ireo tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny Polisimpirenena. Notarihin’ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala ny fotoana. Tonga nanome voninahitra sy