➡️ Nandritra ny fanaraha-maso nataon’ny Polisy ny 16 janoary 2025 lasa teo teny amin’ny faritra manodidina an’Anosy sy ny sampandraharaha misahana ny famoahana pasipaoro no nahatratrarana olona 15 mianadahy nampiahiahy ka nanaovana fanadihadiana. Kasaina ho alefa any Oman ny vehivavy
