DRSP MENABE SRPJ

🚨 Teratany vahiny iray, 58 taona, no voasambotry ny Polisy avy ao amin’ny sampandraharaham-paritra misahana ny fikarohana fandikan-dalàna ao Menabe ny marainan’ny 25 Janoary 2025 noho ny resaka famporisihana zaza tsy ampy taona amin’ny fivarotan-tena. Tratra tao an-tranon’ity tera-tany vahiny

MSP – MDG – MEDD:TAMBAZOTRA LEHIBE IRAY, NAHITANA OLONA 19 MIANADAHY, MPANONDRANA SOKATRA RAVAN’NY POLISIMPIRENENA

➡️ Nidoboka am-ponja vonjimaika any Tsiafahy ny 13, raha toa ka ao amin’ny fonjan’Antanimora ireo vehivavy 6, izay voasaringotra sy nandray anjara tamin’ny fanondranana sokatra an-tsokosoko. Fiaraha-miasan’ny Polisimpirenena, ny Minisiteran’ny Tontolo Iainana sy ny Fampandrosoana Lovain-jafy ary ny Zandarimariam-pirenena tamin’ny