➡️ Ny zoma 31 janoary 2025 hatramin’ny alahady 02 febroary 2025, miisa 11 ireo voasambotry ny Polisimpirenena nandritra ny fisafoana amin’ny alina sy hetsika manokana nanaovana fanamiana sivily. Isan’izany ireo efa-dahy tetsy isotry voasambotry ny Polisin’ny CSP 4, teo ihany
