➡️ Tovolahy iray Nanao sinto-mahery finday tratran’ny fokonolona teny Androndrakely ny 3 Febroary hariva. Niditra an-tsehatra ny Polisy avy ao amin’ny Boriborin-tany faharoa ka nentina natao fanadihadiana ity jiolahy ity rehefa nahazo fitsaboana. ➡️ Tovolahy iray ihany koa no tratra
