👉 Nametraka fitoriana tao amin’ny Kaomisarian’ny Boriborin-tany faharoa Ambohijatovo ny lehibena toeram-piasà na iray izay mitazona solosaina marobe, noho ny fahaverezena karazana entana maro. Rehefa natao ny fanadihadiana sy angom-baovao samihafa dia nisy ny olona noahiahiana ary hita ny porofo fa
