MSP – MDG – MFA

🏀🏐 Natao tao amin’ny Toby Ratsimandrava Andrefanambohijanahary ny 9 febroary 2025 ny fanombohana ireo hetsika maro samihafa ho fanamarihana ny faha-50 taona nahafatesan’ny Jeneraly Richard Ratsimandrava. Ny Minisitra Delege misahana ny Zandarimariam-pirenana no nitarika ny lanonana, niaraka amin’ny Minisitry ny

DRSP BOENY_SRPJ – DPMPM

âžĄïžLehilahy avy ao Ampasika Mahajanga, nidaroka zazavavy kely 2 taona zana-badiny no nosamborin’ny Polisy avy ao amin’ny Sampandraharaham-paritra misahana ny fanenjehana fandikan-dalĂ na ao Boeny ny 5 Febroary 2025. Rehefa nanontaniana ny anton’izany izy dia nambarany fa mitomany matetika Ilay zaza

MSP ENIAP ANTSIRABE:NAPETRAKA AMBANY FANEVA NY MPIANATRA HO POLISIMPIRENENA ANDIANY FAHA-30 AVY AO AMIN’NY ENIAP, MISALOTRA NY ANARANA « MANEVA »

âžĄïž Tontosa ny 7 Febroary 2025 ny lanonana fanehoana ho ambany faneva an’ireo mpianatra ho Polisimpirenena vaovao manaraka fiofanana ao amin’ny ENIAP (École Nationale des Inspecteurs et Agents de Police) Antsirabe. Ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Inspecteur GĂ©nĂ©ral de Police