🏀🏐 Natao tao amin’ny Toby Ratsimandrava Andrefanambohijanahary ny 9 febroary 2025 ny fanombohana ireo hetsika maro samihafa ho fanamarihana ny faha-50 taona nahafatesan’ny Jeneraly Richard Ratsimandrava. Ny Minisitra Delege misahana ny Zandarimariam-pirenana no nitarika ny lanonana, niaraka amin’ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka sy ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahan-tena. Hetsika ara-panatanjahantena no nanamarihana izany ka nampisehoan’ireo Hery Fiarovana sy Filaminana ny firahalahiana sy firaisan-kina. Nisy ny lalao basket-ball sy volley-ball ka nandray anjara ny Polisimpirenena, Zandarimariam-pirenena ary ny Tafika Malagasy.

MSP – MDG – MFA

Vous pourrez aussi aimer