➡️ Ravan’ny Polisimpirenena indray ny tambazotrana mpaka an-keriny zaza varira ny alin’ny alarobia 12 Febroary 2025 tao Ambila, tanàna 20 km miala an’i Manakara. ➡️ Araka ny angom-baovao azon’ny Polisimpirenena tany an-toerana, dia afenin’ireo olon-dratsy tao amin’ny trano iray tao
