➡️ Tratra tao Andravoahangy ny maraimben’ny 13 Febroary 2025 ireo roa lahy isan’ireo mpangalatra « panneau solaire » sy jiro eto Andrenivohitra ka vao lasibatra tamin’izany farany ny teny Faravohitra. Nifanehatra tamin’ny Polisy manao fisafoana ireto roalahy ireto ka nosavaina ny entana
