đđ Natao tao amin’ny Toby Ratsimandrava Andrefanambohijanahary ny 9 febroary 2025 ny fanombohana ireo hetsika maro samihafa ho fanamarihana ny faha-50 taona nahafatesan’ny Jeneraly Richard Ratsimandrava. Ny Minisitra Delege misahana ny Zandarimariam-pirenana no nitarika ny lanonana, niaraka amin’ny Minisitry ny
