➡️ Tonga maro niombom-bavaka tao amin’ny « Chapelle Militaire Ampahibe » ny talata 04 Martsa 2025 ireo fikambanan’ny vadin’ny mpitandro ny filaminana sy mpitandro ny filaminana vehivavy, mivondrona ao amin’ny FIVAPOVA, FIVAZA ary FIVAMI. Tafiditra tanteraka ao anatin’ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena
