➡️ Nitrangana halatra omby tao amin’ny tanànan’i Magnoroky, distrikan’i Toliara II, ny alin’ny 03 martsa 2025. Lasan’ireo andian-dahalo tamin’izany ireo omby miisa 20. Nampandre avy hatrany ny Polisy miasa amin’ny sakan-dalana ao Andemby ny Fokonolona. Niroso tamin’ny fanarahan-dia ny Polisimpirenena
