MSP/ DCM_SCESLF: ADY AMIN’NY FAMARINANA OLOMBELONA

🎯 *Tambazotra iray mpamarina vehivavy tanora malagasy* avy ao amin’ny faritra Atsinanana, izay am-panambadiana am-pitaka na an-tery amina teratany sinoa no ravan’ny Polisy avy ao amin’ny sampan-draharaha misahana ny Fanadihadiana Manokana sy Miady amin’ny Hosoka (SCESLF), ny herinandron’ny 23 febroary