MSP_MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA : NIDINA IFOTONY NIJERY SY NANARA-MASO IREO FEPETRA NORAISINA MANOLOANA NY TSY FANDRIAM-PAHALEMANA AO TOAMASINA, NANKAHERY IREO POLISY AM-PERIN’ASA IHANY KOA NY TENANY

👉 Nidina ifotony nanao fitsidihana tao Toamasina ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Inspecteur GĂ©nĂ©ral de Police RAKOTOARIMANANA Herilala, niaraka tamin’ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka nanomboka ny 09 Martsa 2025. 👉 Nojerena akaiky ireo toerana rehetra mafana amin’ny tsy fandriam-pahalemana