👉 Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana ➡️Lehilahy miisa efatra no voasambotry ny Polisy misahana ny heloka bevava (Brigade Criminelle) ny 11 Martsa 2025 noho ny resaka fangalarana sy fivarotana basy niampy firavaka maro. Basy P.A iray miaraka amin’ny bala maromaro, misy
