👉 Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana ➡️ Mitohy hatrany ny hetsika ataon’ny Polisimpirenena manerana ny Nosy mba hametrahana fandriampahalemana maharitra. Raha ny teto Ambatondrazaka dia nisy hetsika fanaraha-maso sy fisafoana natao manerana ny tanĂ na nanomboka ny faha 12 Martsa 2025. Mandray
