MPAMATSY RONGONY AO AN-TANĂ€NAN’I MAHAJANGA TRA-TEHAKY NY POLISIMPIRENENA, RONGONY 32,5 KG NO SARONA

👉 Ady amin’ny fidorohana sy fipariahan’ny zava-mahadomelina. 🎯 Ravan’ny Polisimpirenena avy ao amin’ny UnitĂ© d’Intervention Rapide (UIR) Mahajanga ny marainan’ny 16 Martsa 2025 tao amin’ny Terrain Mena, Fokotany Aranta, ny tambazotra mpivarotra zava-mahadomelina ao Mahajanga. ➡️ Lehilahy iray no voasambotra