👉 Ady amin’ny asan-jiolahy 🎯 Voasambotry ny Polisy miasa ao amin’ny Kaomisarian’ny Boriborintany faharoa Ambohijatovo ny 17 Martsa 2025 ity lehilahy namaky Cash-Point teo Ambolokandrina ity. ➡️ Notazonina natao famotorana avy hatrany izy ary mbola mitohy ny fikarohana ireo namany
