👉 Fitantanana ny lafiny maha olona, fampiofanana mitohy sy fanamafisam-pahaizana. ➡️Natomboka ny Talata 18 Martsa 2025 ka haharitra telo andro ny fiofanana mahakasika ny ady amin’ny herisetra mifototra amin’ny maha lahy na maha vavy (VBG), sy mahakasika ny zo fototra
