🎯 Lehilahy roa no tratran’ny Sampandraharaha miady amin’ny fidorohana sy fipariahan’ny zava-mahadomelina (STUP) Vakinankaratra nivarotra rongony tao Andranovisy Antsirabe ny 19 Martsa 2025. ➡️ Rongony milanja 8kg no tratra tany amin’izy roalahy ka notanana hanaovana fanadihadiana any amin’ny biraon’ny Polisy
