👉 Fametrahana fandriam-pahalemana maharitra ao Toamasina ➡️Mahomby ny fiaraha-miasa eo amin’ny Polisimpirenena sy ny vondron’olona eny ifotony. Raha vao nahare tranga hafahafa ny andrimasom-pokonolona tao Tanambao V dia niantso ny Polisy avy hatrany ka lehilahy iray no voasambotra teo ampamakiana
