NANOMBOKA NY FIOFANANA MOMBA NY « DIRECTION ET CONTROLE DES ENQUETES JUDICIAIRES » IREO COMMISSAIRES DE POLICE MIISA 30 SY OFFICIERS DE POLICE MIISA 50 AVY AMIN’NY ANDIANY MANAMPI

đź‘®Commissaires de Police miisa 30 sy Officiers de Police miisa 50, izay nivoaka tamin’ny andiany « MANAMPI » teny amin’ny ENSP na ny « Sekolim-pirenena Ambony ho an’ny Polisy » Ivato ny 14 Desambra 2024 lasa teo no manaraka fiofanana momba ny « Direction et

POLISY 31 MIANADAHY MANARAKA FIOFANANA MAHAKASIKA NY ASAN’NY POLISY FANARAHAMASO NY SISIN-TANY SY NY HABAKA (PAF)

✅️Ho fanantanterahana ny politikam-panjakĂ na amin’ny fanavaozana sy ny fanatsarĂ na ny fomba fiasa eny anivon’ny seranam-piaramanidina, sy ho fijerena ny lafiny maha olona eo amin’ny fitantanan-draharaha eto anivon’ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka dia Polisy miisa 31 mianadahy indray no niatrika fiofanana nanomboka ny