RAVAN’NY POLISIMPIRENENA NY TAMBAZOTRANA ANDIAN-JATOVO MALAZA MPANAO ASA FANENDAHANA SY HALATRA ISAN-KARAZANY MANODIDINA AN’ANKASINA, 67HA, ANKAZOMANGA

👉 Ady amin’ny tsy fandriampahalemana. 🚨 Tra-tehaky ny Polisimpirenena avy ao amin’ny kaomisarian’ny Boriborintany faha-07 67ha ireo tambazotran-jatovo mpanao asa ratsy miisa 09 malaza amin’ny resaka fanendahana eny amin’ny faritra Ankasina, 67Ha ary Ankazomanga sy ny manodidina. Ny alin’ny 02

OPERATION « BEMIDINA » TAO AMIN’NY FARI-PIADIDIAN’NY KAOMISARIA 67HA

âś… Fametrahana fandriam-pahalemana maharitra đź“Ł Nanatanteraka hetsika « BEMIDINA » amin’ny alina ny Polisimpirenena sy ireo Vaomieran’ny Fandriam-pahalemana, ho fanatsarana ny Polisy manakaiky ny vahoaka na ny « Police de Proximité ». 👮‍♀️ Notarihan’ny Talen’ny Fikarohana sy Fiofanana Mitohy eo anivon’ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka, ny